- Publicité SW45 -
lundi, mai 20, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAnjozorobe : Tovovavy roa matin’ny pesta

Anjozorobe : Tovovavy roa matin’ny pesta

Tovovavy 14 taona sy 19 taona no voalaza fa matin’ny aretina pesta tany Ambohitrakatso any Anjozorobe. Fahafatesana hafahafa no nahafaty ireto tovovavy ka niantso dokotera ny havany hanao ny fizahana ny razana ary voamarika tamin’izany fa aretina pesta tokoa no nahafaty azy roa vavy. Tsy maintsy nalevina ny andron’ny alatsinainy ihany moa ny razana ho fisorohana ny mety hiparitahan’ny aretina.

Nanentana avy hatrany moa ny tany an-toerana ny tokony hamonoana sy handoroana ireo voalavo, ny hanadiovana ny lobolobo ihany koa.

ALEM

- Publicité -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser