samedi, avril 26, 2025
AccueilFaits-DiversAnkadinandriana : Tovolahy namono tena

Ankadinandriana : Tovolahy namono tena

Sachet misy poizim-boalavo sy rano no hita teo akaiky. Lehilahy iray, mbola mpitovo, 20 taona izy io raha araka ny fantatra, no hitan’ny olona nitsiatra teo an-tendrombohitra, tany amin’ny fokontany iray antsoina hoe Mielikambaza, Ankadinandriana. Ny asabotsy teo izy no hitan’ny olona farany ary mbola nilamina tsara, tsy nisy taratra handeha hamono tena. Ny ampitson’iny vao hitan’ny olona ary efa vatana mangatsiaka.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser