- Publicité -
mercredi, juillet 9, 2025
AccueilFaits-DiversAnkadindramamy : Nipoaka ny basy, olona roa naratra

Ankadindramamy : Nipoaka ny basy, olona roa naratra

Nirefoderofotra ny basy teny Ankadindramany omaly alina tokony ho tamin’ny sivy ora teo ho eo. Araka ny fanangonam-baovao dia olona roa no naratra tamin’izany fanafihana izao. Heno aloha hatreto fa andian-jiolahy nanafika olona handeha hody avy nivarotra no nahavanona izao asa-ratsy izao. Tsy ela tao aorian’io fanafihana io anefa dia efa tonga teny an-toerana ny mpitandro ny filaminana ka ho fantatra eo ihany ny tohin’ity raharaha ity.

T.M.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici