- Publicité SW45 -
mercredi, juin 26, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAnkadivato : Trano iray voaroba, lasa ny vola, ny volamena ary ny...

Ankadivato : Trano iray voaroba, lasa ny vola, ny volamena ary ny ordinatera

Nisehoana vaky trano teny amin’ny faritra Ankadivato ny alahady lasa teo. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa vahiny no tompon’io trano io. Tsy tao anefa io tompony io tamin’ny fotoana nahatongavan’ny mpandroba ka dia afaka naka izay tiany ireo mpangalatra. Very tamin’izany ny vola, ny firavaka volamena, ny ordinatera fitondra ary finday. Efa misy fanadihadiana misokatra amin’izao fotoana izao ka heverin’ny mpanara-baovao fa hisy ny fanampim-baovao ho fantatra tsy ho ela.

Nangonin’i r.s.

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité.-
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici