- Publicité -
mercredi, septembre 24, 2025
AccueilFaits-DiversAnkatso II : Tovolahy maty voatsatok’antsy

Ankatso II : Tovolahy maty voatsatok’antsy

Intelo no notsindromina tamin’ny antsy izy ary nisy nifanandrify tamin’ny fony izany ka nahafaty azy. Teo amin’ny toeram-pisakafoanana iray eo Ankatso II no nitranga nu heloka bevava ny alin’ny asabotsy teo. Izany dia nandritry ny lanonana fandraisana mpianatra vaovao na « bizutage » no niseho ny famonoana. Izy efa nitsirara tamin’ny tany ary nihoson-drà vao nisy nahatsikaritra. Noezahina nentina haingana tany amin’ny toeram-pitsaboana saingy tsy tàna intsony ny ainy. Mandeha ny fanadihadiana ankehitriny ary raha ny re dia efa nisy nitolo-bàtana.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici