Ny alakamisy maraina lasa teo, raha iny naka rivotra iny ilay tovovavy vao 18 taona monja no nitsahan’ ity fiara Opel Astra ity ny tongony. Mpitsabo vao miana-mitondra fiara moa ity rangahy ity, natao ary ny fifanekena fa hiantohan’ ity tompon’ ny fiara izay lany rehetra sy ny fifezivezena amin’ ny fitsaboana . Ankehitriny anefa dia nolaviny daholo izay fifanekena nataony. Lazainy ho mahafantatra olona ambony be dia be ao amin’ ny fitondrana hono mantsy izy.
ALEM