- Publicité -
samedi, mai 10, 2025
AccueilFaits-DiversAnkazoabo Atsimo : Dahalo iray matin’ny zandary

Ankazoabo Atsimo : Dahalo iray matin’ny zandary

Nahitam-pahombiazana sahady tao anatin’ny iray volana ny paikady napetraky ny Lehiben’ny Faritra Atsimo Andrefana vaovao, ny Jly Robert, amin’ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana sy asan-dahalo nampalaza ratsy iny faritra iny. Ny alatsinainy teo dia malaso iray tamin’ireo andian-dahalo avy nangalatra omby  250 tao amin’ny fokontany Ampisoa sy Besalampy ny alahady alina lasa teo, no lavon’ny balan’ny zandary; nandritra ny fifanjevoana tao amin’ny kaominina Berenty taorian’ny  fanarahan-dia nataon’ny mpitandro filaminana sy ny fokonolona ary tafaverina tamin’ny tompony avokoa ireo omby halatra rehetra.

Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser