- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025
AccueilFaits-DiversAnkazoabo Atsimo : Dahalo tsy laitran’ny bala, notontana vato vao maty

Ankazoabo Atsimo : Dahalo tsy laitran’ny bala, notontana vato vao maty

Tsy mampino nefa zava-nisy. Ny herinandro lasa teo iny, dahalo tratra avy nangalatra omby ary naseho vahoaka tao amin’ny kianja fanaovam-baolina tao Ankazoabo Atsimo no notifirina, kanefa niraraka tamin’ny tany ny bala fa tsy nampihetsika azy ireo akory. Araka ny vaovao voaray dia ny lamba teny an-koditr’ireo malaso ihany no rovitra. Vao mainka naharomotra ny fokonolona ny nahita izany tranga izany. Naka vato ireto farany ary nanonta izany an’ ireo malaso, vao tapitra ny ain’ireto dahalo.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici