- Publicité -
dimanche, décembre 21, 2025
AccueilFaits-DiversAnkazobe : 4X4 nivarina ambony ambany, mpandeha 1 maty tsy tra-drano

Ankazobe : 4X4 nivarina ambony ambany, mpandeha 1 maty tsy tra-drano

Fiara Nissan tsy mataho-dalana avy aty Antananarivo  indray no nivadika ambony ambany tany amin’ny lalam-pirenena faha-4 iny ny alatsinainy 14 aogositra tokony tamin’ny 3ora tolakandro. Tao amin’ny tanàna atao hoe Avaratrantokonana, kaominina tsaramasoandro , distrikan’Ankazobe no nitranga ny loza. Nivadika ambony ambany tao anaty tatatra ilay fiara rehefa niala ny lalana. Vokany, maty tsy tra-drano ny lehilahy iray 53 taona  izay voalaza fa monina ao Ampivarotanomby, Ambositra. Naratra kosa ny mpamily sy ny mpandeha iray.

T.M.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici