- Publicité SW45 -
vendredi, mars 29, 2024
AccueilFaits-DiversAnkazobe : Alika romotra nanaikitra olona efatra

Ankazobe : Alika romotra nanaikitra olona efatra

Nisahotaka ny tao an-toerana omaly vokatry ny fisian’ny alika romotra izay tsy nisalasala nanaikitra olona. Efatra no indray niharan’izany. Nandray fepetra ny tompon’andraikitry ny tanàna ka nanao filazàna mba hanidy ny alikany avy izay manana. Izany dia mba hahitàna mora foana ilay biby nahavanon-doza. Nalefa niakatra aty an-drenivohitra ireo olona voakaikitra ary nentina teny amin’ny Institut Pasteur, raha araka ny vaovao azonay.

D.R/r.s

- Publicité Google Ads -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser