- Publicité SW45 -
mercredi, juin 26, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAnkazobe : Fiara roa niharan-doza, olona 27 naiditra hopitaly

Ankazobe : Fiara roa niharan-doza, olona 27 naiditra hopitaly

Fiara mpitatitra roa no fantatra fa niharan-doza tamin’ny lalam-pirenena faha-4, omaly sy talohan’izany. Tafakatra hatrany amin’ny 27 ireo olona naratra vokatr’izany. Samy nilaza ny rehetra fa vokatry ny fandehanana mafy no nahatonga ireo loza ireo. Tsy lavitra ny tananan’Ankazobe no nisy izany.  Samy ho any Mahajanga ireo fiara mpitatitra ireo. tsy vaofehy ny familiana ka farany nivarina  ankady. Tsy nahafehy ny familiana ny mpamily. Ny fiara iray nitondra ankizy hanao “voyage d’étude”. 11 no naratra tao.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité.-
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser