- Publicité -
mardi, juillet 8, 2025
AccueilFaits-DiversAnkorondrano : Exeia fivarotana vaovao

Ankorondrano : Exeia fivarotana vaovao

Ny asabotsy teo no nampahafantarina ny be sy ny maro ny fisokafan’ity fivarotana iray momba ny kojakoja infôrmatika sy ny fitaovana fikarakarana endrika amam-bika. Marihana fa ao amin’ny Zoom no misy azy ity ary efa herin-taona mahery izay no nisokafany, fa talohan’izao kosa dia varotra amin’ny alàlan’ny tranon-kala no nanaovana ny kômandy , ary iray andro ao aorian’izay dia tonga ny entana izay nafarana. Notsipihan’ny tomponandraikitra moa fa manaraka ny toetrandro ny entana izay hafaran’izy ireo ary avy any Frantsa no fiaviany. Misy koa ireo entana izay avy any Amerika ka any amin’ny tapa-bolana no faharetan’ny fanafarana, raha 9 andro ny avy any Frantsa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser