- Publicité SW45 -
mercredi, mars 12, 2025
AccueilFaits-DiversAnkorondrano : Lavaka tena ratsy fipetraka

Ankorondrano : Lavaka tena ratsy fipetraka

Mety hitera-doza.

Loza mitatao avy hatrany, indrindra ho an’ireo mpampiasa kodiaran-droa. Lavaka anaty arabe saingy tena atahorana satria eo amin’ny fandehanan’ny kodiarana mihitsy no misy azy sady lalina. Dikany, raha olona tsy mahita azy dia tena mitsatoka ao raha moto ary raha fiara kosa dia mety tafahitsoka ao koa. Omaly dia efa nisy ny vaky kodiarana nandalo teo. Moto iray izay tsy afa-niala intsony satria tsy nahita ilay lavaka raha tsy efa tena akaiky. Niezaka nijanona ihany fa dia latsaka tao. Ny fifamoivoizana koa manao tohy lavareny hany ka tsy afaka mifindra rohy ao anatin’ny fotoana fohy. Vao tsy ela no nisy fanamboaran-dàlana teny amin’ny manodidina saingy ny eo vita ny ary simba indray. Lasa toa izany hatrany ny momba ireo làlana eto an-drenivohitra.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
401,973FansJ'aime
9,563SuiveursSuivre
1,463AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici