- Publicité -
samedi, mai 10, 2025
AccueilFaits-DiversAnkorondrano : Lehilahy miboridana mitondra hazobe

Ankorondrano : Lehilahy miboridana mitondra hazobe

Samy gaga ny rehetra teny amin’ny faritra Ankorondrano, omaly, fa misy lehilahy iray, tsy mitafy ny tapany ambony mandeha eny an-dalana mitondra « bois rond ». Izay hanaovany izany, tsy misy nahalala fa efa mahina avy hatrany ny rehetra ka nihevitra fa soa dia mively olona ity lehilahy ity. Ny resaka tato ho ato mantsy dia malaza tokoa ny fivelesana olona amin’ny hazo. Teny Ivato no niatomboka izany ary dia lasa miely manerana ny renivohitra ilay zavatra na dia fantatra aza fa tsy mbola nisy olona nokapohiny tamin’izany.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser