- Publicité -
dimanche, juillet 13, 2025
AccueilFaits-DiversAnkorondrano : Tsy misy orinasa nahazo alàlana hivarotra ny tanin’ny Cnaps

Ankorondrano : Tsy misy orinasa nahazo alàlana hivarotra ny tanin’ny Cnaps

Manoloana ny filazana an-gazety navoakan’ny Cnaps momba ny fisiana orinasa mandraharaha amin’ny resaka varotra   tao-trano mitonona fa nahazo alàlana avy amin’ity Tahirim-panjakana misahana ny fiarovana ara-tsosialy ity, nitondra ny fanazavana ny mahakasika izany teo anatrehan’ny mpanao gazety ny iray amin’ireo mpandraharaha voakasik’izany. Nambarany fa tsy marina ny filazana fa milaza ho manana taratasy ahazoany mivarotra io tany io avy amin’ny Cnaps mihitsy ny tenany. Mbola tsy nitady mpividy ary tsy hanao izany mihitsy ny orinasany. Fanaratsiana sy fanalam-baraka atao amin’ny orinasa malagasy mba miezaka manao ny mety sy manara-dalàna angamba no tonga tany amin’ny tomponandraikitra ao amin’ny Cnaps, ka nahatonga azy ireo nanao iny fanambarana miendrika fampitandremana iny, hoy izy.

T.M.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici