- Publicité -
vendredi, juin 13, 2025
AccueilFaits-DiversAnosizato : Olona fito tratra nivarotra rongony

Anosizato : Olona fito tratra nivarotra rongony

Mitohy hatrany ny fanenjahana ireo mpivarotra rongony eto amin’ny faritry ny renivohitra. Ny faha-2 septambra teo, teny Anosizato Atsinanana, no nahatratraran’ny polisy miady amin’ny fianahan’ny zava-mahadomelina olona telo. Ny iray mpivarotra ary ny roa samy nahitana fonosana rongony iray avy tany aminy. Tsy nijanona teo ny fisamborana fa nitohy. Ankoatra izany, nisy roa lahy hafa koa niara-nivarotra tamin’i Banga, mbola teny Anosizato ihany. Ankoatra azy ireo, vehivavy iray no nahatratrarana rongony tao ambony tafon-tranony. Nilaza moa i Banga fa vidiany 10 000 ariary teny Ambohimanarina ny iray sachet ary amidiny 500 ariary ny fonosana iray.

Omaly no natolotra ny Fampanoavana izy ireo.

r.s.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser