- Publicité -
mardi, juillet 8, 2025
AccueilFaits-DiversAntalaha : Tovolahy iray tra-tehaka nangalatra lavanila 400g, nadoboka am-ponja

Antalaha : Tovolahy iray tra-tehaka nangalatra lavanila 400g, nadoboka am-ponja

Tanora tsy ampy taona ny ankamaroan’ireo tra-tehaka mangalatra lavanila maitso mbola tsy matoy eny am-potony, ankehitriny, any amin’ny faritra Sava. Rehefa avy natolotra ny Fitsarana, afak’omaly, dia naiditra am-ponja vonjimaika, ao amin’ny fonjaben’ Antalaha, ilay tovolahy sarona nangalatra lavanila manta nilanja 400 g, tany Vohémar, ny zoma teo. Raha ny fanazavana azo avy amin’ny mpitandro filaminana any an-toerana, na kely na betsaka ny lavanila nangalarina, dia mitovy ihany ny sazy azon’ireo mpangalatra (dahalon-davanila).

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici