Ny sabotsy teo no nilatsaka tao amin’ny tanàna iray tao Sahanivotry ireto dahalo miisa 20 lahy, omby miisa 48 no lasibatra tamin’izany. Haingana tokoa ny fifandrombonan’ny fokonolona sy ny zandary tao antoerana ka tsy lasa lavitra ireto olon-dratsy dia tratran’ireto mpanara-dia,raikitra ny fifanjevoana ka tsy naharesy tosika ireto mpanara-dia ny dahalo ka lasa nitsoaka nandositra,ny omby kosa niverina soa aman-tsara tamin’ny tompony,tsy nisy moa ny aina nafoy sy ny naratra fa dia tsy voaroba aloha ny tao antanana.
ALEM