- Publicité -
samedi, juillet 5, 2025
AccueilFaits-DiversAntsirabe : Fatim-behivavy nihohoka teny an-tanimbary

Antsirabe : Fatim-behivavy nihohoka teny an-tanimbary

Fatim-behivavy iray no nisy nahita nihohoka teny an-tanimbary  omaly alahady tolakandro. Tao amin’ny fokontany Antanety no nahitana ity vatana tsy misy aina ity intsony. Tokony ho 18 taona ilay vehivavy, tsy misy hamantarana azy. Tonga teny an-toerana ny polisy sy ny BMH nanao fizahana ny razana. Tamin’izany no nahalalana fa nisy rà mivoaka ny orony ary nahitana mangana ny faritry ny masony. Naterina eny amin’ny tranom-paty ny razana miandry izy mety ho fianakaviany.

Andry N.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici