- Publicité -
dimanche, juillet 6, 2025
AccueilFaits-DiversAntsirabe : Gadra narary, tafaporitsaka tao amin’ny hopitaly

Antsirabe : Gadra narary, tafaporitsaka tao amin’ny hopitaly

Gadra iray narary ka voatery nahitra hopitaly no tafaporitsaka tampoka ny talala maraina lasa teo. Raha ny fantatra dia ahiana ho voan’ny koha-davareny ity gadra ity, nihombo ny aretiny ka izao nitondrana azy teny amin’ny hopitaly izao. Tsy nisy nanampo ireo mpiambina fa poa tahaka izay no tsy nahitana azy tao amin’ny hopitaly. Marihina fa mbola niaraka tamina sérum izy tsy hita io. vetivety dia tonga teny an-toerana ny mpitandro filaminana nikaroka ity gadra ity saingy efa tsy hita intsony izay nanjavonany.

Andry N. 

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici