- Publicité -
mardi, septembre 16, 2025
AccueilFaits-DiversAntsiranana II : Mpiambina saham-banila matin’ny mpangalatra

Antsiranana II : Mpiambina saham-banila matin’ny mpangalatra

Tany amin’ny kaominina Antsalaka, ao amin’ny distrika Antsiranana II no niseho ity heloka bevava ity. Mpiambina sahana lavanila iray indray kosa no namoy ny ainy, rehefa nanaovan’ny mpangalatra tambabe. Misy 13 ireo olon-dratsy izay samy nirongo zava-maranitra avokoa. Efa noraisin’ny tobim-paritry ny zandary ao Anivorano Avaratra ny raharaha ka efa nisy olona telo tamin’ireo mpangalatra no voasambotra. Fa ny mifanohitra amin’izay kosa no niseho tany Antsakasaka-Sambava. Lehilahy iray izay tratra nangalatra lavanila no matin’ireo fokonolona tao amin’ny fokontany Ambodisakoana, ao amin’ny kaominina Antsatsaka, distrikan’i Sambava, ny sabotsy lasa teo (jereo lahatsoratra etsy an-kila)

m.L

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici