- Publicité -
vendredi, juin 13, 2025
AccueilFaits-DiversAtoa Razafiarison Jean Jugus : Vonona amin’ny asa fahamehana

Atoa Razafiarison Jean Jugus : Vonona amin’ny asa fahamehana

Natao ny sabotsy teo ny famindram-pitantanana teo amin’Atoa Razafiarison Jean Jugus sy Atoa Benandrasana Cyrille, izay 05 taona sy 01 volana ary 09 andro naha prefen’i Toamasina azy. Midika izany fa vonona amin’ny asa fahamehana iandraketany Atoa Razafiarison Jean Jugus, amin’izao asa hosahaniny eto Toamasina mikasika ny faritra Atsinanana izao. Nomarihany tamin’izao fa vonona amin’ny asa nampiandraiketina azy ny tenany, na dia herintaona talohany aza ny fidirany teny. Vonona hatrany koa ny tenany, Benandrasana Cyrille, ny hanaraka ny fanendrena hataon’ny fanjakana. Ny fanendrena izay hatao dia ao anatin’ny fampananjana ny lalàna. Vonona hatrany ny tenany hampanaja ny lalana sy ny fahazoam-pahefana hampanaja izany ho an’ny rehetra. Hamehana ny asa ka vonona amin’izany Atoa Razafiarison Jean Jugus, hampanaja ny lalàna misy.

Malala Didier

 

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici