- Publicité -
mardi, mai 13, 2025
AccueilFaits-DiversBefelatanana : Ramatoa mamo nisy nanolana

Befelatanana : Ramatoa mamo nisy nanolana

Niboridana izy ary efa mamo no sady naratra ihany koa. Ny marainan’ny asabotsy teo no nisy nahita tao amin’ny tokotanin’ny Cité des médecines etsy Befelatanana izy. Rah any fanampim-panazavana azo teo anivon’ny zandary dia 48 taona ilay ramatoa. Nantsoina ny mpamonjy voina nitondra azy teny amin’ny Hjra mba ho fanavotana ny ainy. Fanolanana tetsy, fanolanana tereo ary miafara amin’ny fahafatesana azan y sasany (jereo lahatsoaratra etsy ankilany), mampitsangam-bolo ny olona hatrany ny tranga misy eto an-drenivohitra…

D.R

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici