- Publicité SW45 -
mercredi, janvier 15, 2025
AccueilFaits-DiversBefotaka Atsimo : Vehivavy mpampianatra naolan’ny dahalo

Befotaka Atsimo : Vehivavy mpampianatra naolan’ny dahalo

Miaina ao anaty tebiteby tanteraka ny mponina any Befotaka-Atsimo ary velon-taraina fatratra ankehitriny amin’ny afitsoky ny dahalo mandroba fananana, mandatsa-dra ary manolana amin’ny fomba feno habibiana.  Hatramin’ireo mpitandro ny filaminana tsy ananan’ireo malaso antra, toy ny tranga ny zoma teo.  Zandary iray maty voatifitry ny dahalo rehefa niara-nanara-dia dian’omby tamin’ny fokonolona. Lasibatry ny fandrobana ihany koa amin’izao ny mpampianatra miasa any ambanivohitra. Ny faran’ny herinandro teo dia vehivavy mpampianatra FRAM no voaolana sady voaroba fananana, hoy ny tatitry ny loharanom-baovao. Manoloana izany, manao antso vonjy amin’ny mpitondra sy tompon’andraiki-panjakana ny vahoaka any Befotaka Atsimo, noho ny firongatry ny asan-dahalo an-taonany maro toa tsy misy fanafana.

Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
401,973FansJ'aime
9,563SuiveursSuivre
1,463AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser