- Publicité -
dimanche, novembre 2, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversBehoririka : Lehilahy iray nosamborin’ny polisy

Behoririka : Lehilahy iray nosamborin’ny polisy

Omaly  antoandro, lehilahy iray no nosamborin’ny polisy avy ao amin’ny UIR. Voalaza fa nanimba zavatra tao amina trano fisotroana iray eny Behoririka izy io. Tezitra noho izany ny tompon’ilay Bar ary niantso mpitandro filaminana. Nentina tany amin’ny birao ilay olona, hoy ny lehiben’ireo mpitandro filaminana ireo.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici