- Publicité -
mardi, mai 13, 2025
AccueilFaits-DiversBehoririka : « Stand »maro may kila tao amin’ny « building Ramaroson...

Behoririka : « Stand »maro may kila tao amin’ny « building Ramaroson »

Aman-tapitrisany ny fahavoazana ary soa ihany fa andro alahady fa raha tsy izany dia nikararana ihany koa ny faty olona.

Tokony ho tamin’ny telo ora tolakandro ny alahady teo no niseho ny loza, raha ny angom-baovao azo teny an-toerana. Dona-tsetroka niainga avy tamin’ny rihana farany ambany no nampikoropaka ireo teny an-toerana. Vetivety anefa izany dia nihitatra ka mandra-piantso ireo mpamonjy voina dia efa maromaro tamin’ireo entana tao amin’io tranofivarotana io no efanidedakasykilan’nyafo. Rahanyfilazan’ireoteny an-toeranahatrany  dia tselatr’afovokatrynyherinaratra no nahatonganyloza. Tamin’iofotoanaiotokoamantsy dia voalaza fa nisyfanamboarananytranohevafivarotanairaytanyambanyrihana. Androalahadyihanykoamoa , tsymisokatranyeny an-toeranaka nanararaotranytompon’izanytranohevaizany. Vyanefa no tenamiasaao ka inoanamarimarina fa tsymaintsy ho nampiasa « soudure » ireompiasatamin’nyfanamboarana. Metynytanjak’ityfitaovanaity notsyzaian’nyherinaratramiasaao kanitarika court circuit. Trangaizaynisynilazaihanyteny an-toeranasatriarahanyfantatrahatrany dia efaindroaamin’izao no nisyfahamaizana tao amin’itytranobefivarotanatetsyBehoririkaity. Voalazatamin’izay fa mbola court circuit vokatrynyfampiasana « soudure » hatrany no nahatonganyloza.

Vetivetyihanymoa dia tongateny an-toerananympamonjyvoinaaryfotoanavitsytaorian’izay no voafehytanterakanyafo. Na izanyazaanefa, maromaroihanyireotranohevamayarytombanana ho an-tapitrisanymaromaronyteti-bidin’ireoentanakilan’nyafo. Nalakynivoakahainganaihanykoaireoolonaniasa tao ka tsynisynyainanafoy na nynaratra.Isan’nynampihombobetsakanyafoihanykoarahanyangom-baobaohatrany dia nytsyfisian’irenyfitaovanafamonoanaafoireny, izaytokony ho laharampahamehana ho an’nytranolehibebempifamezivezytoaireny.Soaihany , hoyireonanatri-maso, fa tsynisympiantsena fa rahatsyizany dia ho maroindraynyainanafoy. Marihanatokoamantsy fa maroireoolona no mifamezivezyaoamin’iotranofivarotanaiorehefamisokatra. Indrisyanefa fa tsymisyafa-tsylalanaroamonjanyfivoahana ho an’ireoanyambanyrihana. Mila fijerenaakaikyizay ho an’ireotompon’andraikitra.

m.L

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici