- Publicité SW45 -
jeudi, juillet 4, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversBekorobo-Tsaratanàna : Omby fito nampiahiahy hita tao anaty kizo

Bekorobo-Tsaratanàna : Omby fito nampiahiahy hita tao anaty kizo

Ny kizo no tena hazo lazaina fa hanefenan’ireo malaso omby halatra avy nangalarina. Raha ny vaovao marim-pototra dia nahazo loharanom-baovao tamin’ny olona tsara sitra-po ny Zandary, izay nahafantatra ny fisiana omby tao anatin’ny kizon’ i Bekorobo, dimy kilometatra miala ny tanànan’ Androfia, fokontany Marehareha, any amin’ny kaominina ambanivohitra Bekapaika, disitrikan’i Tsaratanàna, ato anatin’ny faritra Betsiboka. Rehefa nahare sy nahazo antso ny mpitandro ny filaminana, tonga dia nihetsika avy hatrany nanao ny asany sy namonjy anio kizo voatondro etsy ambony io, ka hita sy voamarina, ireo omby fito nampiahiahy ny tolakandron’ny faha 27 Marsa 2024 teo iny.

Ratantely

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici