WordPress database error: [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-f569c-1ee04.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_options`

Erreur de la base de données WordPress : [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-f569c-1ee05.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_options`

Bemasoandro –Itaosy : Tovolahy 15 taona maty an-drano -
- Publicité -
vendredi, mai 16, 2025

Erreur de la base de données WordPress : [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-f569c-1ee07.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_postmeta`

AccueilFaits-DiversBemasoandro –Itaosy : Tovolahy 15 taona maty an-drano

Bemasoandro –Itaosy : Tovolahy 15 taona maty an-drano

Tovolohay 15 taona indray no hita faty teny amin’ny kaominina Bemasoandro Itaosy omaly tokony tamin’ny 10 ora maraina. Nifampitaona ireto zatovolahy,indray mihira,mpiaraka matetika teo an-tanana fa andeha hilomano. Tsy niova toerana izy ireo fa dia teo amin’ilay mahazatra eny amin’ny manodidina ihanyizay dobo amin’ny tanimbary ka tsy nisy intsony ny fisalasalana sy ny fahatahorana.  Tampotampoka teo anefa dia nilentika ny tovolahy iray ka nikoropaka namonjy ireto namany. Nanomboka teo ny fikarohana ka vatana tsy nisy aina intsony no natsingevan’ny rano nampiakarin’izy ireo an-tanety. Atreto aloha dia mbola tsy mazava ny tena antony niteraka ity loza ity fa mbola eo am-panatanterahana ny fandihadihana lalina ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny. Araka ny fitenenana hoe ny mahay milomano ihany no maty an-drano ka tokony hitandrina ny tsirairay.

Kanto R. (Stagiaire)

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici

Erreur de la base de données WordPress : [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-f569c-1ee09.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_options`