- Publicité -
mardi, juillet 15, 2025
AccueilFaits-DiversBeraketa : Lozam-pifamoivoizana, olona 17 namoy ny ainy

Beraketa : Lozam-pifamoivoizana, olona 17 namoy ny ainy

Omaly maraina dia niharan-doza ny fiara be iray. Vokany, olona 17 no indray namoy ny ainy ary voalaza fa mbola misy voatsindry ao amban’ilay kamiao. An’ny orinasa mpanambaotra lalana io fiara io ary nitondra ny mpiasa handeha haka vola any Ambovombe Androy. Rehefa teo amin’ny toerana hoe Bevoay, any Beraketa, any Bekily, anefa, nivadika ilay izy ary dia izao namono olona maro izao. Ankoatra ireo maty, maro koa ireo naratra. Omaly ihany, lany tanteraka ny fanafody tao amin’ny trano fitsaboana. Misy ny antso ho an’ireo tsara sitrapo hitondra fanampiana.

D.R.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici