- Publicité SW45 -
jeudi, avril 18, 2024
AccueilFaits-DiversBerenty : Tompon’amby roa matin’ny dahalo

Berenty : Tompon’amby roa matin’ny dahalo

Raha ny ao Berenty manonkana dia efa maherin’ny 1 200 ireo dahalo mivondrona ho andiany iray mitoby ao amin’ny zohin’alan’ Analamanahy. Na dia ireo mpitandro filaminana matihanina aza tsy tafiditra ao amin’ity zohy ity, raha araka ny filazan’ny mponina any an-toerana, tamin’ny alalan’ingahy kandidà depiote. Tapa-bolana lasa izay dia omby 70 lasan’ny malaso ary tompon’omby roa voatifitra. Araka izany, manjaka tanteraka ny tsy fandriampahalemana any an-toerana.

Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser