- Publicité SW45 -
mercredi, juin 26, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversBesalampy : Nilentika ny botry nitondra solika

Besalampy : Nilentika ny botry nitondra solika

Nitondra barika 40 feno “gas-oil” izay an’ny Jirama ilay botry nilentika teo amin’ny mifanandrify an’Ampongobe. Valo ny isan’ny mpikirakira ny sambo ary folo kosa ny olon-kafa nentiny. Ny alakamisy tokony ho tamin’ny telo ora tolakandro, vokatry ny rivotra mahery dia tsy voafehin’ny mpanamory intsony ny sambo ary nilentika ny niafarany. Avotra avokoa ireo olona 18 nentiny. Ny fidinana an-tsehatry ny orinaa NACB izay nandefa ny sambokely haingam-pandehany no tena nahavotra ireo olona. Nanao ny fijirihana ny zandary ary koa niaro izay entana mbola avotra.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité.-
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici