Ny marainan’ny folo martsa teo ireto dahalo fito lahy mitondra basim-borona iray avy no nanafika ity mpivaro-taoka sy enta-madinika tao Anjado. Avy hatrany dia tafiditra tao anaty fivarotana izy ireo ka namatratra ny entana tao anaty gony.
ALEM