Noho ny tsy mbola fisian’ny fandriampahalemana vanona any amin’ny distrikan’i Betroka, faritra Anosy ary mahazo vahana amin’izao ny asan-jiolahy sy vaky trano nanomboka ny taona 2013 no mankaty dia nanapakevitra ny mpitondra any an-toerana fa hanamafy ny fisafoana ataon’ny mpitandro filaminana amin’ny alina manomboka izao. Hosavaina avokoa ireo olona mbola eny an-dàlana manomboka amin’ny sivy ora sy sasany alina.
Manitrisa