- Publicité -
samedi, juillet 12, 2025
AccueilFaits-DiversBetroka : Tokantrano iray voatafika, lasa ny ny vola rehetra, tovovavy iray...

Betroka : Tokantrano iray voatafika, lasa ny ny vola rehetra, tovovavy iray naratra mafy voaolana

Mbola marisarisa hatrany ny lafiny tsy fandriampahalemana any amin’ ny distrikan’i Betroka any amin’ny faritra Anosy, na dia eo aza ny ezaka isan-karazany natao entina hamongorona ny asa ratsy sy ny fahalovana rehetra any an-toerana. Afak’omaly alina, tokony ho tamin’ny 12 ora sy sasany, dahalo miisa 20 lahy nitam-piadiana no nanafika tokantrano iray, ka nobatain’ ireo mpandroba, ary nentiny nanaraka azy ny lalimoara lehibe nisy ny vola rehetra sy ny antontan-taratasy tao an-trano, niampy entana hafa lafo vidy zakan’ireo malaso. Raha araka ny vaovao voaray dia tsy nionona tamin’ny fandrobana ireo malaso, fa mbola nisetrasetra tao amin’ilay tokantrano notafihany, ka tovovavy iray no naratra mafy voatoto vodim-basy rehefa tsy nanaiky naolan’ireo dahalo.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici