- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025
AccueilFaits-DiversBetsiboka : Nanameloka ny fifofoana ny ain'ny Filoha ny ben'ny tanàna rehetra

Betsiboka : Nanameloka ny fifofoana ny ain’ny Filoha ny ben’ny tanàna rehetra

Notanterahina tao amin’ny  » Restaurant Kat-sem » ny valan-dresaka natao tamin’ny mpanao gazety. Nanamafy sy nanameloka ireo izay voarohirohy amin’ny fifofoana ny ain’ny Filoham-pirenena ny ben’ny tanàna rehetra aty amin’ny faritra Betsiboka ka mangataka ny hampiarana amin’izy ireo ny sazy, fa tsy kilalao ny fikasana hamono filoha tahaka izao. Nandritra izany dia nosongadian’izy ireo ihany koa ny mba hanendrena Gouverneur aty an- toerana satria mahatsiaro toa zanak’ikala hafa izy ireo amin’ny tsy fananana Governora. Marihina fa tsy manana olona atolotra sy hotendrena amin’izany ny ben’ny tanàna fa tokony efa mihevitra hamoaka sy hanendry izany ny fanjakana, hoy hatrany ireto farany.

Ratantely

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

1 COMMENTAIRE

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici