- Publicité SW45 -
vendredi, mars 29, 2024
AccueilFaits-DiversBevoay Tanandava : Mpampianatra nitsambikina avy eny ambony lakana, tsy hita popoka

Bevoay Tanandava : Mpampianatra nitsambikina avy eny ambony lakana, tsy hita popoka

Tsy fantatra izay nanjo an’ity lehilahy mbola erotrerony mpampianatry ny Fram ity fa nitsambikina avy eny ambony lakana nitondra azy ny tenany ny misadratr’andron’ny asabotsy teo. Hatramin’izao ora anoratanay izao, hoy ny loharanom-baovao avy any Bevoy, dia mbola tsy hita popoka na maty na velona ity mpanabe ity. Tsy voafaritra mazava aloha hatreto na namono tena ity « ramose traka » ity na loza an-drano toy ny mahazatra. Araka ny voalazan’ny mponina dia masiaka voay ny reniranon’i Mangoky. Asa, mety nahita ireo biby angamba ity mpampianatra ity dia taitra ka nitsambikina haingana nanavotra aina. Teo anatrehan’ny zava-nisy dia sanganehana ilay mpivoy lakana. Mitohy ny fikarohana an’ilay mpanabe.

Manitrisa

- Publicité Google Ads -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser