- Publicité -
vendredi, juillet 4, 2025
AccueilFaits-DiversBizna volamena : Nahazo fahafahana vonjimaika avokoa

Bizna volamena : Nahazo fahafahana vonjimaika avokoa

Niakatra fampanoavana ary samy nahazo fahafahana vonjimaika avokoa ireo mpividy volamena etsyAnalakely. Tsy ampy ny vesatra ka ny « police des mines » no mety kokoa amin’ny fanadihadiana raharaha mahakasika ny volamena, raha araka ny loharanom-baovao akaiky ny fitsarana. Samy afaka namonjy fodiana avokoa ry zareo ireo, rehefa vita ny fihainoana azy tao amin’ny fampanoavana…

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser