- Publicité -
lundi, février 2, 2026
AccueilFaits-DiversBrickaville : Zandary mpiana-draharaha dobo an-drano, hita faty

Brickaville : Zandary mpiana-draharaha dobo an-drano, hita faty

Rehefa nokarohina nandritra ny roa andro, dia hita faty omaly ilay Zandary mpiana-draharaha 25 taona, izay dobo an-drano tra-doza tao amin’ny reniranon’ Iaroka, ny talata teo raha namita iraka hanao fisafoana niaraka tamin’ny Zandary namany iray, tany amin’ny Fokontany Manjaoka, Kaominina Ranomafana-Est, Distrikan’i Brickaville. Omaly ihany, raha ny tati-baovao voaray, dia efa nalefa aty Antananarivo ny nofo mangatsiakan’ity Zandary lavo am-perinasa ity.

Eric Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici

S'abonner à notre newsletter