- Publicité -
dimanche, juillet 13, 2025
AccueilFaits-DiversBy Pass : Fiara roa nifandona, potika tanteraka

By Pass : Fiara roa nifandona, potika tanteraka

Fiara roa tsara tarehy, samy 4×4 no nifandona teo amin’ny tetezan’ny by-pass, nandritry ny zoma nahafinaritra. Tapaka hatramin’ny lalana. tokony ho tamin’ny sivy ora alina teo no nitranga ny loza. Vetivety dia feno zandary ny lalana, nandrindra ny fifamoivoizana sy nijery ny zava-nisy. Samy olona misy atao ny roa tonta ary samy niantso ny olom-pantany, raha ny feo re teny an-toerana

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici