- Publicité -
samedi, juillet 5, 2025
AccueilFaits-DiversBypass : Scooter voafaokan’ny fiara indray

Bypass : Scooter voafaokan’ny fiara indray

Isan’andro izany dia tsy maintsy misy hatrany ny fifandonan’ny fiara sy ny scooter. Omaly, dia tetsy amin’ny Bypass no nitranga izany. Fiara iray izay nivily kanefa tsy nanome marika tamin’ny jiro no voafaokan’ny  scooter iray ; izay nanaraka azy tato aoriana. Koa satria nalalaka ny làlana dia samy nandeha mafy ny roa tonta. Nihevitra ny hisongona avy tato amin’ny toerana misy ny mpamily ilay scooter kinanjo nivily tampoka ilay fiara ary tsy vitan’ilay mpanamory moto intsony ny niala an’izany. Naratra mafy teo amin’ny lohany ary nentina haingana tao amin’ny hopitalin’Ambohimiandra mba hanavotana ny ainy.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici