Milanja fito taonina ilay vato nalaina tany Tsiroanomandidy. Raha ny fantatra dia tsy tokony ho afaka nivoaka ny faritr’i Bongolava io vato io kanefa dia tonga teto an-drenivohitra ihany. Niteraka resa-be avy hatrany teto Antananarivo izany omaly satria mety hampanahy ny fifanandrinana eo amin’ny samy manam-pahefana.
D.R
Cristal fito taonina : Naiditra teny amin’ny tobin’ny zandary
Articles qui pourraient vous intéresser