- Publicité -
mercredi, novembre 5, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversDelegasiona maraokanina : Nivarina an-kady ny fiara nitondra azy

Delegasiona maraokanina : Nivarina an-kady ny fiara nitondra azy

accident-bypassMbola tetsy amin’ny by-pass hatrany no nisian’ny lozam-pifamoivoizana. Toko ny ho tamin’ny telo ora maraina no nifandona tamin’ny fiara kely iray, ilay bus nitondra ny delegasiona vahiny, maraokanina rehefa nohamarinina. Vokatr’izany, dia tafavoaka ny làlana ary niafara tany amin’ny tanimbary ny fiara. Tsy nisy ny namoy ny ainy ary tsy nisy naninona ihany koa ireo mpitaingina tao anatiny. Nosintonin’ny fiaran’ny miaramila teo an-toerana ilay bus, omaly.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

2 Commentaires

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici