- Publicité -
samedi, mai 31, 2025
AccueilFaits-DiversAmoron’i Mania : Tafapetraka ny biraon'ny "Association des Maires" Amoron'i Mania...

Amoron’i Mania : Tafapetraka ny biraon’ny « Association des Maires » Amoron’i Mania filoha Noely Bary Gasy, ben’ny tanàna Kianjandrakefina

Tanjona hoy ny Filoha vaovao ny hamerenana ny firaisankina eo amin’ny maha samy vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana, ho fanoitry fampandrosoana tena izy ary hitondra ny feon’ny Ben’ny Tanàna amin’ireo ambaratongam-pahefana misy mba tsy hisian’ny tombo sy hala amin’ny fifampitondrana

Lany ho :

.

 – Filoha: Noely Barry Gasy , Maire Kianjandrakefina

Filoha lefitra:

Distrikan’i Fandriana: ANDRIATSIRAVANA Razafimanantsoa  Jean Marie, Maire IMito

-. Manandriana: Namana  Gilles, Maire Soatanana

.

-Ambatofinandrahana: RAJAONERA Hajamanantsoa Claude,  Maire  de la Commune Urbaine Ambatofinandrahana

.

-Mpanolotsaina:

Fandriana: Maire Rajao CU Fandriana. Manandriana: Maire CR Anjoman’Ankona. Ambatofinandrahana: Maire Joslin CR Itremo. Ambositra: Maire Dominique CR Ambositra II. Secretaire Maire Noro CR Milamaina. Tresorier  Dadazily Maire Tsarasaotra. Commissaire au Compte, Maire CR Anjomanandihizana.

 Ny sisa mpikambana tsotra.

Anastase

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici