- Publicité -
vendredi, juin 13, 2025
AccueilFaits-DiversMaevatanàna : Andron'ny manamboninahitra

Maevatanàna : Andron’ny manamboninahitra

Najakany firasa-po sy firaisakina. Manadanja lehibe hoan’ny firenena Malagasy fisian’ny foloalindahy, indrindra fa fananana mpitarika mafehy azy ireny, ho tena tandroka aron’ny vozona handrindra ny fandriam-pahalemana. Ireo toerana nahitana n’y tobiny tafika dia saika nanamarika ny andron’ny manamboninahitra avokoa ny 12 Janoary teo. Tontosa soamantsara ny fanatanerahana ny andron’ny manamboninahitra hoan’ny teto amin’ny renivohim-paritra Betsiboka. Mifamadika tanteraka amin’ny andavanandro ny amin’io andro io ny, ka manamboninahitra zandriny no mandray ny fibaikona, dia lietinà Razafimanantsoa Toaviniaina Brice izany. Aorian’ny famohazana isan-tokantrano ireo  » Officier » dia niroso tamin’ny fanaganantsaina sy fanolorana gisa » oie Traditionnelle » hoan’ireo manamboninahitra zokiny. Niroso tamin’ny hazakazaka ara-pirahalahina niaraka tamin’ny manamboninahitra lefitra. Notohizana tamin’ny fifaninana ara-panatahantena ( Basket-ball) ka nibata fandresena ny manamboninahitra tamin’isa 75-67. Ary nofaranana tamin’ny fiarahana misakafo sy fihalana hetaheta ny androny 12 Janoary 2024 iny. 

Ratantely

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici