- Publicité SW45 -
samedi, juillet 6, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversVary lo tao Mahajanga : Naneho ny heviny ben'ny tanànan'ny kaominina Soalala

Vary lo tao Mahajanga : Naneho ny heviny ben’ny tanànan’ny kaominina Soalala

Manakohako any amin’ny renivohim-paritan’i Boeny ny fampidirana am-ponja vonjimaika eny Antanimora ny préfet sy tale rejionaly varotra, ary ny fisamborana ny solombavam-bahoaka Madagasikara, izay lany sy voafidy tany amin’ny disitrikan’i Soalala ny makasika ny raharaha vary lo any, izay mieraka resabe eny anelakelan-trano s’y eny anivony fiarah-monina, efa tsy hotambo hisana ihany koa fanehoan-kevitra ao antin’ny tamban-jotra-tserasera manoloana izany. Noho ity resaka vary lo ao Mahajanga ity no naneho ny fomba fahitany sy ny heviny ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Soalala. Araka ny nambarany hatrany fa nisy hifandraisana amin’ny fampanantenana izay nataony solombavam-bahoaka voafidy tao Soalal, fa hanome vary hiatrehana ny fotoam-pahavaratra hoan’ity disitrika ity ny tenany iray volana lasa izay, no niteny mivantana tsy misy an-kitsitsy ihany koa ny ben’ny tanàna amin’ny tokony tsy ahasina hidram-po ny hoan’ireo olona tsy maty manota eto amin’ny taniny Repoblikan’i Madagasikara, ary tokony samy ambaniny lalàna jiaby fa tsy atao hoan’ny vahoaka mandady harona ny fampiarana izany hoy ny fanazavan’Atoa ben’ny tanàna.

Ratantely

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

1 COMMENTAIRE

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici