- Publicité -
vendredi, juillet 11, 2025
AccueilFaits-DiversFanampiana ireo may tsena tao bazary kely

Fanampiana ireo may tsena tao bazary kely

“Tsy marina ny filazana fa olona nahandro tamin’ireo mpivarotra hani-masaka no niavian’ny afo naha-may ireo fivarotana  41 teto Bazary kely. Aminay dia tena niniana nodorana ilay izy satria fivarotana tsy nisy olona sy mpivarotra koveta  ary fitaovana plastika no niavian’ny afo…”, izay no nambaran’ireto mpivarotra may fananana nandritra ity hain-trano nitranga tao Bazary kely ity, ny zoma 2 desambra alina lasa teo tokony tamin’ny 11ora. Efa samy nanarina ny tsenany may ireo mpivarotra samihafa ankehitriny ary efa miroso amin’ny varotra fanaony an-davanandro. Tsy nanadino azy ireo ny minisitra Ndahimananjara Johannita, raha nahare ny fangatahan’izy ireo ka nanolotra fanitso sy vola tao anaty valopy ho azy ireo, omaly alahady misandratr’andro.

Malala Didier

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici