- Publicité -
mardi, mai 13, 2025
AccueilFaits-DiversFandriampahalemana : Miara-miasa ny polisy sy ny zandary

Fandriampahalemana : Miara-miasa ny polisy sy ny zandary

Nahazo fahazoandalana ny hanao fotoam-pivavahana ao amin’ ny gymnase couvert Mahamasina ny marainan’ ny zoma 07 febroary 2014 , ao aorian ‘ izany dia hanao diabe ho eny Ambohitsorohitra izy ireo hanatitra voninkazo eo amin’ ilay faritra nisehoan ‘ ny maty voatifitra tamin’ ny  07 febroary 2009 izay karakarain’ ny AV7 . Manoloana izany dia handray andraikitra iero polisy sy zandary ka hitandro ny filaminana amin’  izay mety ho mpanararaotra  mandritra ny hetsika , efa mandeha mantsy ny tsaho fa hoe mety hisy fipoahana indray amin’ io fotoana io.

ALEM

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser