- Publicité SW45 -
mercredi, mars 26, 2025

Fanintsiana

Lasa raharaha « fipoahana grenady » raha tokony « halatra bala tao amin’ny BANI » no voasoratra teo amin’ny lohatenin’ny lahatsoratra nivoaka omaly teto amin’ny pejy Malagasy. Ny mpamaky ihany dia efa nahavita nanitsy izany. Ialàna tsiny indrindra amin’izay mety ho voakasika, na akaiky na lavitra. Momba ity raharaha halatra bala ity dia nanamafy ny avy ao amin’ny minisiteran’ny fitsarana fa « tsy nisy komandô tonga izany teny Antanimora ka naka ny namany nihidy tao (…) tsy nisy ihany koa endrika fanerena ny mpiandry fonja ». Na izany aza efa voamarina ny fahatongavan’ireo miaramilan’ny RFI ao amin’ny toby misy azy ireo. Nisy fety ny asabotsy teo ary efa nanatrika an’izany avokoa izy rehetra, raha araka ny loharanom-baovao hafa indray.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser