- Publicité -
mardi, juillet 1, 2025
AccueilFaits-DiversFanodranana zaza tsy ampy taona any ivelany

Fanodranana zaza tsy ampy taona any ivelany

Omaly no nentina teo anivon’ny Filankevitry ny minisitra ny raharaha mahakasika ny fanondranana ankizy vavy tsy ampy taona any ivelany, na ny marina kokoa any Arabie Saoudite. Nontaterina tamin’izany ny zava-nisy sy ny fahatratrarana ireo olona miisa hatrany amin’ny 14, ka ny 11 dia vehivavy avy any amin’ny faritra avaratry ny nosy. Efa teo am-panambaoarana ny pasipaoro hoentiny iondrana izy ireo izao tra-tehaka izao. Efa nisy tamin’ireo nikononkonona ity fanondranana olona ity moa no efa tazonina any am-ponja amin’izao fotoana izao. Hampangaina izy ireo ho nanao trafikan’olona, fanodinkodinana zaza tsy ampy taona ery firaisana tsikombakomba avy amin’ny fivoahana ny sisintany tsy nahazoana alalana.

r.s.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser