- Publicité -
samedi, mai 17, 2025
AccueilFaits-DiversFanolanana : Mpivady nampidirina am-ponja

Fanolanana : Mpivady nampidirina am-ponja

Nitrangana fanolanana zaza tsy ampy taona tao Ambatolampy. Zazavavy kely vao 13 taona, kamboty Ray, mipetraka amin’ny reniny niteraka azy. Rehefa maty ny rainy dia nanao sipa ny reniny. Noho ny fanirian’ity lehilahy ity ny zana-badiny dia ny reniny mihitsy no nanolotra ity zanany vavy hoviravirain’ity olon-tiany. Tsy nanaiky izany ny raiben’ity zaza ity ka nitondra ny raharaha teny amin’ny polisy tamin’ny talata 29 jolay. Natolotra ny fitsarana izy roa, izany hoe ny renin’ilay zazavavy sy ilay sipany. Voamarin’ny mpitsabo fa efa simba ilay zaza. Samy voatana vonjimaika eny am-ponja izy mivady.

Nangonin’i r s

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser